๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฎ๐˜บ โ€“ ๐Ÿ“†๐˜”๐˜ข๐˜ฆ๐˜ท๐˜ข๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข, 23 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŒฟFambolena zanakazo miisa 6000 taminโ€™ny velaran-tany mirefy 3 ha no nentina nanombohana ny taom-pambolen-kazo teo anivonโ€™ny Faritra Betsiboka ny 23 janoary 2026. Tao #Antsakoamamy โ€“ kaominina Maeva II โ€“ distrikanโ€™i #Maevatanana no nanatanterahana izany, izay notarihanโ€™ny #DREDDBetsiboka ary notroninโ€™ny Solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny distrikanโ€™i Tsaratanana, ny Lehibenโ€™ny Faritra mpisolo toerana ao Betsiboka, ny Prefektiora, ny sampan-draharaham-panjakana eo anivonโ€™ny faritra, ny mpiaramiombonโ€™antoka ary ny mponina eo an-toerana.
๐ŸŒณ๐ŸŒฟNanamafy ny fanentanana ny tsirairay ireo izay nandray fitenenana mahakasika andraikitry ny tsirairay aminโ€™ny fambolen-kazo hiadiana aminโ€™y fiovanโ€™ny toetrandro. Notsindrianโ€™izy ireo taminโ€™izany ny tsy maintsy anaraha-maso ireo zanakazo novolena mba ho vanona.
Date de publication : 26 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs