๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข-๐˜๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข, ๐Ÿ“…30 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŒฑNotanterahina tao aminโ€™ny ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ, ao #Bemelo โ€“ kaominina #Ankarana distrikanโ€™i #Farafangana, ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฒ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ tao aminโ€™ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ผ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ. Velaran-tany 10 hekitara no voavoly zanakazo miisa 10 105 izay nahitana karazana zanakazo Vapaky, Sanira, Varongy ary Hazo siha.
๐ŸŒฟNanentana ny rehetra hanamafy ny fambolen-kazo ny ๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐—— ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ผ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, izay mpikarakara ity hetsika ity, satria izay ihany no vahaolana hiadiantsika aminโ€™ny vokadratsy ateraky ny fiovanโ€™ny toetrandro sy ahafahantsika mamaly ny filana ara-kazo izay ampiasaintsika andavanandro.
๐ŸŒณNanotrona ny hetsika sy nanatanteraka ny adidiny nandrita ity fotoana ity ny Lehibenโ€™ny Fileovana ao Farafangana, ny Lehibenโ€™ny Faritra mpisolo-toerana, tomponโ€™andraiki-panjakana isan-karazany, mpiara-miombonโ€™antoka, fikambanana ary ireo mponina eny ifotony
Date de publication : 30 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs