๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜š๐˜ถ๐˜ฅ – ๐˜”๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ, ๐Ÿ“…23 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
โ€œ ๐—œ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ, ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ โ€
๐ŸŒฟTontosa tao #Anjanavorona โ€“ kaominina Mahatsara Sud โ€“ distrikanโ€™i #Mananjary ny fanombohana ny taom-pambolen-kazo 2026 tao aminโ€™ny faritra Vatovavy. Zanakazo miisa 3200 no voavoly taminโ€™ny velaran-tany mirefy 2 ha, izay notarihanโ€™ny #DREDDVatovavy ary notroninโ€™ny Solombavambahoaka voafidy tao Mananjary, ny avy eo anivonโ€™ny Faritra Vatovavy, ny Prefektiora, ny mpanolontsaina manokanโ€™ny PRRM, tomponโ€™andraiki-panjakana maro eo anivonโ€™ny faritra, fikambanana, mpiara-miombonโ€™antoka ary ny mponina ao an-toerana.
๐ŸŒณAnkoatra ny fambolen-kazo dia nanentana ny rehetra ireo nandray fitenenana ny tsy maintsy anaovana laharam-pahamehana ny fanaraha-maso sy fikolokoloana ireo hazo novolena ary ny fanamafisana ny fiarovana azy ireo mba tsy ho very maina ny ezana natao.
Date de publication : 26 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs