โ ๐๐๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ ๐ต๐ฎ๐๐ผ, ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ โ

Tao aminโny endritaninโi ๐๐ฎ๐ ๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ธ๐ ao
#Antsakoabe โ kaominina ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฆ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป no nanombohana ny taom-pambolen-kazo teo anivonโny Faritra Atsimo Andrefana ny 23 janoary 2026 izay teo ambany fitarihanโny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ary ny notroninโny Lehibenโny Faritra, ny avy eo anivonโny Prefektiora ary ny tomponโandraiki-panjakana maro eo anivonโny faritra, ny mpiara-miombonโantoka, olon-tsotra sy fikambanana maro samihafa.

๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ ๐ฎ๐ฑ ๐ต๐ฎ tao aminโny ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐น๐ฒ๐
๐ ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ธ๐ ๐๐ต๐ผ๐๐ฟ๐ no notanterahina taminโizany izay nahafaha namboly ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฑ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ. Nandray anjara feno aminโity fambolen-kazo ity ny vondronโolona eny ifotony izay efa mahatsapa tanteraka fa ny fanarenana ny ala sy ny endritany ihany no vahaolana maharitra aminโny fiharianโizy ireo sy ny velontenany izay miankina aminโny fambolena sy ny fiompiana.

Nandritra ity fotoana ity dia nisy ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ maro isan-karazany avy aminโny ๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ง๐๐๐๐๐๐, izay iarahanโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐) sy ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ผ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ (
#๐ ๐๐ก๐๐), ho fanohanana ireo tantsaha aminโny fampiroboroboana ny famboleanโizy ireo sy ny fikarakarana ny zanakazo :


Ambioka vary 6 taonina, ambioka legioma 8 taonina, kits de matรฉriels agricoles motorisรฉs, fitaovana fanodinam-bokatra miisa 816, fitaovana fampiroboroboana ny rohim-pihariana miisa 1 244, zanatrondro miisa 20 000.