๐Ÿ“๐˜”๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ข๐˜ง๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฐ – ๐˜š๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข๐˜ท๐˜ข, ๐Ÿ“†23 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
โ€œ ๐—œ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ, ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ โ€
๐ŸŒณTao #Ankijaha โ€“ kaominina #Morafeno โ€“ Distrikanโ€™i Sambava no nanombohana ny taom-pambolen-kazo tao aminโ€™ny Faritra SAVA. Hetsika izay notarihanโ€™ny #DREDDSAVA ary notroninโ€™ny Solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny distrikanโ€™i Sambava, ny Lehibenโ€™ny Faritra SAVA, ny Prefektiora, ny sampan-draharaham-panjakana, fikambanana maro samihafa, ny mpiara-miombonโ€™antoka.
๐ŸŒฟNanao ezaka manokana ny DREDD taminโ€™ny famokarana zanakazo hanamorana ny fisitrahanโ€™ny tsirairay izany. Ho anโ€™ny kaominina Morafeno manokana dia zanakazo 25 000 no novokarina ary novolena nandritra ity fotoana ity.
๐ŸŒณNirindra taminโ€™ny hetsika tao Morafeno dia samy nanatanteraka fambolen-kazo avokoa ny distrika tsirairay eo anivonโ€™ny faritra SAVA. Zanakazo 5000 no voavoly tao Andranotsara Antalaha, 15 000 ny tao Anketraka Vohemar, ary 7000 ny tao Tanambao Andapa.
๐ŸŒฟAnkoatra ny fanamafisana ny fambolen-kazo dia ataontsika laharam-pahamehana ny fiarovana, ny fanaraha-maso ary ny fikolokoloana ireo zanakazo mba tsy ho very maina ny ezaka izay ataontsika .
Date de publication : 26 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs