๐ŸŒฟ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฒ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—•๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐ŸŒณ
๐Ÿ“๐˜›๐˜ด๐˜ช๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฅ๐˜บ โ€“ ๐Ÿ“†23 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŒฑ๐ŸŒฑNifamotoana tao #Antsampanimahazo โ€“ #Tsiroanomandidy ny teo anivonโ€™ny faritra #Bongolava nanatanteraka ny fanombohana ny taom-pambolen-kazo 2026 ao aminโ€™ny faritra. Velaran-tany 2 ha no novolena zanakazo miisa 2400 nanampiana isa ireo hazo efa novolena teo an-toerana ho famerenana ny ala.
๐ŸŒฟNitarika ny hetsika ny #DREDDBongolava ary notroninโ€™ny avy eo anivonโ€™ny Faritra, ny Solombavambahoaka voafidy tao Tsiroanomandidy, ny Prefektiora, ny sampan-draharaham-panjakana isan-tsokajiny, fikambanana, mpiara-miombonโ€™antoka ary ny mponina eny ifotony.
Date de publication : 26 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs