๐ฟ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐๐ณ

๐๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ฐ๐ข,

05 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026

Voatendry ho Talem-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra notanterahina ny 22 desambra 2025 lasa teo, Andriamatoa ๐ฅ๐๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐ฉ๐ข๐ก๐ข๐ก๐ ๐๐ต๐ฟ๐ถ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป.

Notontosaina anio 05 Janoary 2026 ny famindram-pitantanana teo aminy sy Andriamatoa RABOTOVAO Mamisoa Hervรฉ izay nisahana izany andraikitra izany teo aloha.

Nanome voninahitra ity fotoana ity ny Sekretera Jeneraly ny Prefektioran’i Fianarantsoa, ny solontenan’ny Faritra Matsiatra Ambony ary ireo mpiara-miasa ao anivonโny DREDD Matsiatra Ambony.
Date de publication : 6 janvier 2026