๐ฟ๐๐๐ก ๐ฏ.๐ฌ : ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐ฝ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ

๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ,

12 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Nanatanteraka atrikasa nandinihana ireo fanamby ara-tontolo iainana an-tanan-dehibe izay ho raiketina ao anatinโny ๐๐ผ๐ป๐๐ฟ๐ถ๐ฏ๐๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ฒฬ๐๐ฒ๐ฟ๐บ๐ถ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฎ๐ ๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ฎ๐ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น (๐๐๐ก ๐ฏ.๐ฌ) anโi ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD), niaraka taminโireo sehatra voakasika mivantana aminโizany izay nahitana ny fandraisan’anjaran’ny
#MATSF,
#MEH,
#BNGRC,
#CPGU,
#MTM.

Ity atrikasa ity dia natao indrindra hanamafisana ny fahaiza-manaonโireo mpiantsehatra isan-tsokajiny aminโny fiatrehana ny fanamby ateraky ny fiovanโny toetrandro an-tanam-dehibe. Nifantoka manokana taminโny famantarana ireo programanโasa laharam-pahamehana tokony ho raiketina ao anatinโny CDN 3.0 ny dinika, indrindra ny fampiroboroboana ny fotodrafitrasa maharitra sy mahatanty ny fiovanโny toetrandro.

Tanjona ny hisianโny fandrosoana maharitra aminโireo tanร n-dehibe eto Madagasikara izay afaka miatrika ny fiovanโny toetrandro.
Date de publication : 19 dรฉcembre 2025