๐Ÿ“๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ท๐˜ข โ€“ ๐˜‹๐˜ช๐˜ด๐˜ต๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜”๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ต๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ, ๐Ÿ“†28 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณNanatanteraka hetsika fanentanana ara-tontolo iainana taminโ€™ireo mponina ao aminโ€™ny kaominina #Antsondrondava โ€“ Distrikanโ€™i #Maintirano ny #DREDDMelaky niaraka taminโ€™ny #Zandarimariampirenena ao Maintirano, ny Benโ€™ny tanร na ary ireo Chef Fokontany 4.
๐ŸŒณ๐ŸŒณFanamafisana ny fandriam-pahalemana, ny ady aminโ€™ny fitrandrahana an-tsokosoko ny ala, ny fanamafisana ny fambolen-kazo sy ny ady aminโ€™ny doro tanety sy ny doro ala no niompananโ€™ny lahadinika.
๐ŸŒฟ๐ŸŒณ๐ŸŒณManodidina ny 300 ny vatan-dehilahy tonga niatrika ity hetsika ity ary naneho ny fahavononany handray ny andraikitrโ€™izy ireo aminโ€™ny fiarovana ny harena voajanahary eo aminy. Ankoatrโ€™izay dia ho jerena ihany koa ny fomba hanamafisana ny velontenanโ€™ny mponina hisorohana ny fitrandrahana tsy ara-drariny ny ala.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs