โ™ป๏ธ๐ŸŒฟ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜๐˜ท๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ, 17 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐Ÿญ Anisanโ€™ny olana ara-tontolo iainana goavana sedrainโ€™izao tontolo izao ankehitriny ny fandotoana ankoatra ny fiovanโ€™ny toetrandro sy ny fahaverezanโ€™ny karazanjavamanaina. Antony lehibe iray miteraka ny fiovanโ€™ny toetrandro ny famokarana entona mangeja hafanana #GES. Hahafahana misoroka izany, ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy dia mamporisika hatrany ny fomba famokarana sy fanjifana manaja ny tontolo iainana.
๐ŸŒฟ โœˆ๏ธAo anatinโ€™ny fanamarihana ny Journรฉe mondiale du passager dia nosokafana taminโ€™ny fomba ofisialy tao aminโ€™ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny hetsika fampirantiana ยซ ๐—Ÿโ€™๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ถ๐—ฟ๐—ฐ๐˜‚๐—น๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฎ๐˜‚ ๐—ฐล“๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฒ๐—ฐ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐—นโ€™๐—ฒ๐—ป๐˜ƒ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ยป izay karakarainโ€™ny Ravinala Airports sy ny Groupement des Acteurs en Dรฉchets et Alternatives ร‰cologiques de Madagascar (#GADAEM). Hetsika izay eo ambany fiahianโ€™ny Minisiteranโ€™ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetrandro sy ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD).
โ™ป๏ธ ๐Ÿ’ฐNy fanodinana fako ho akora fototra aminโ€™ny asa tanana dia sady fampiroboroboana ny toekarena maitso sy fanehoana ihany koa ny fahaiza-manao aminโ€™ny asatanana malagasy. Hita taratra taminโ€™ny ranty nataonโ€™ireo mpikambana ao aminโ€™ny GADAEM izany.
Date de publication : 20 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs