๐ณ๐งโ๐พ๐๐ต๐ผ๐ฟ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ : ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ธ๐ผ๐น๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ
EnvironnementReboisementRestauration des paysages forestiers


Fandaharanasa lehibe iray entina anamafisana ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ sy fampandraisanโandraikitra ny sekoly aminโny fambolen-kazo ny tetikasa ยซย ๐ ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐, ๐ต๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ย ยป. Iarahanโny Minisiteranโny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD) sy ny Minisiteranโny Fanabeazam-pirenena (
#MEN) ny fanatanterahana ity tetikasa ity.


Ho anโny Faritra Ihorombe dia tao aminโny
#EPPMorarano sy ny
#LycรฉeIhosy no nitondranโny
#DREDDIhorombe fanentanana izay nifantoka manokana taminโny fizarana taminโireo ankizy mpianatra ny maha-zava-dehibe ny fambolen-kazo. Nampandraisina anjara taminโny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ireto ankizy ireto hahatsapanโizy ireo fa misy dingana arahina aminโny fambolen-kazo ary ilaina ny fanaraha-maso sy ny fikolokoloana azy ireo.


Ho fanohanana ny sekoly aminโny famokarana zanakazo dia notoloranโny DREDD Ihorombe pots en plastique miisa 3000 ireto sekoly ireto.
Date de publication : 25 novembre 2025