๐ŸŒณ๐ŸŒณNy ยซ Rรฉserve de biosphere ยป dia faritra iray voasafidinโ€™ny #UNESCO izay mampifandray ny fiarovana ny zavaboary sy ny fampiasana maharitra azy, ary manome lanja ny fandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy ho anโ€™ny mponina eny ifotony.๐Ÿฆ
๐ŸŒต๐ŸŒตMiisa 7 ny ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฏ๐—ถ๐—ผ๐˜€๐—ฝ๐—ต๐—ฒฬ€๐—ฟ๐—ฒ eto ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ nahazo fankatoavana taminโ€™ny #๐—จ๐—ก๐—˜๐—ฆ๐—–๐—ข : ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ก๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ (๐Ÿญ๐Ÿต๐Ÿต๐Ÿฌ), ๐—ฆ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ – ๐—œฬ‚๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ (๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿญ), ๐—Ÿ๐—ถ๐˜๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—น ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ (๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฏ), ๐—•๐—ฒ๐—น๐—ผ-๐˜€๐˜‚๐—ฟ-๐— ๐—ฒ๐—ฟ – ๐—ž๐—ถ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐˜† ๐— ๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฎ (๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿญ๐Ÿฒ), ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฒ๐˜€๐—ผ๐˜๐˜€๐—ฒ – ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜† ๐—ฉ๐—ฒ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ (๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿญ๐Ÿด), ary nandritra ny Kongresy Iraisam-pirenena natao tany Chine ny 26 ka hatramiโ€™ny 28 septambra 2025 teo dia tafiditra ao anatinโ€™ny tambazotra maneran-tany #MAB ihany koa ny ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—•๐—ถ๐—ผ๐˜€๐—ฝ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฒ๐—บ๐—ฏ๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—•๐—ถ๐—ผ๐˜€๐—ฝ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ. Miisa 784 ny rรฉserve de biosphรจre ao anatinโ€™ny tambazotra MAB maneran-tany izay ao anaty firenena 142, ary anisanโ€™izany i Madagasikara.๐ŸŒณ
๐ŸŒฟ๐ŸŒตManan-danja lehibe aminโ€™ny fiainantsika ny rรฉserve de biosphรจre satria dia mampifandray ny natiora sy ny olombelona. Ankoatra ny fiarovana ny zavaboary dia manole lanja ihany koa ny sehatry ny fikarohana, ny fampianarana ireo faritra ireo ho anโ€™ny tombotsoanโ€™ny rehetra.๐ŸŒณ
Date de publication : 10 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs