๐ณ๐ฎโโ๏ธ๐ ๐ถ๐๐ผ๐ต๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป’๐ถ ๐ ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
๐๐ข๐ด๐ฐ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ โ ๐๐ฆ๐ญ๐ฐ ๐ด๐ถ๐ณ ๐๐ด๐ช๐ณ๐ช๐ฃ๐ช๐ฉ๐ช๐ฏ๐ข

Mitohy hatrany ny hetsika fitsirihana ny ala sy ny fanesorana ireo olona mipetraka tsy ara-dalana ao anatinโny ๐ฎ๐น๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ izay iarahanโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#๐ ๐๐๐), ๐ป๐ ๐ข๐ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ง๐๐ฉ๐ ๐ป๐ฎ ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐๐ฟ๐ผ๐ป’๐ป๐ ๐ฉ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ.

Tao aminโny ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฆ๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐- ๐ฆ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ – ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ, ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป’๐ถ ๐๐ฒ๐น๐ผ ๐๐๐ฟ ๐ง๐๐ถ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ถ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ no nanohizana ny hetsika. Nahitana trano miorina tsy ara-dalana tao anaty ala ka maintsy noradana izany. Nisy ihany koa ny ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ฎ๐๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ท๐ผ izay antony amotehan’ireo olona ny ala ka nogiazana avy hatrany.


Ankoatra ny fanalana ireo olona mipetraka tsy ara-dalร na ao anaty ala dia misy hatrany ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ lalovana aminโny maha-zava-dehibe ny ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ.


Nisy tranganโafo niseho ihany koa tao aminโny faritrโala ao Soanaorina nandritra ny fandalovanโny ekipa tany an-toerana fa saingy nalaky voafehy izany rehefa nifandrimbonana ny famonoana ny afo.
Date de publication : 26 novembre 2025