๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ป๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ฆ, ๐Ÿ“†19 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณNy ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ eto Madagasikara dia fehezinโ€™ny lalร na ary ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐˜€๐˜† avy aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) na ny #DREDD isam-paritra. Izay manao fitrandrahana an-tsokosoko dia voasazy araka ny lalร na ka entanina hatrany ny rehetra hanaraka ny dingana ara-dalร na sy haka ny fahazoan-dalana manao izany eny aminโ€™ny #DREDD sy ireo Cantonnement des Eaux et Forรชts (#CEF) manerana ny Nosy.
๐ŸŒณNy 19 Novambra 2025, tokony ho taminโ€™ny 3 ora maraina, fiara iray nitondra ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ no voasambotry ny ๐—ข๐—ฃ๐— ๐—ฅ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐˜† ๐—”๐—น๐—ฎ ao aminโ€™ny #CEF_Ankazobe#DREDDAnalamanga ary niarahana taminโ€™ny Zandarimariam-pirenena, taorianโ€™ny fampitam-baovao azo. ๐—ข๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—น๐—ผ sy ny mpamily ny fiara no voasambotra ary efa eo am-panaovana fanadihadiana.
๐Ÿ‘ฅ๏ธ๐ŸคAo anatinโ€™ny dingana fanovana izay iarahantsika mametraka ny fanarahan-dalร na, izay minatoka ny fitantanana mahatitra ny ala eto amintsika, koa โ€˜ndao samy hanao ezaka aminโ€™izany fanarahan-dalร na izany isika.๐ŸŒฟ
Date de publication : 20 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs