๐Ÿ“๐˜‰๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ฐ ๐˜ด๐˜ถ๐˜ณ ๐˜›๐˜ด๐˜ช๐˜ณ๐˜ช๐˜ฃ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข, ๐Ÿ“†22 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณ๐ŸŒณTaorianโ€™ny fihaonana notanterahina teto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) taty Antananarivo, dia nidina any Belo sur Tsiribihina avy hatrany ny tomponโ€™andraikitra isan-tokony hanala ireo olona monina ao anaty alanโ€™i Masoarivo.
๐ŸŒณ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธNisy ny fivorianโ€™ny #OMCรฉlargi notanterahina tao Belo sur Tsiribihina anio 22 novambra 2025, nandaminana ny paikady entina manatanteraka ny fanalana ireo olona ao anaty ala izay nahitana ny solontena avy eto anivonโ€™ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD), ny #DREDDMenabe, ny Solombavambahoaka voafidy tao Belo sur Tsiribihina, ny Lehiben’ny fitsarana ao an-toerana, ny Miaramila, Zandarimariam-pirenena, Polisim-pirenena, ary ireo olobe.
๐ŸŒณ๐ŸŒณAorianโ€™izao fivorianโ€™ny OMC รฉlargi izao dia hisy avy hatrany ny fidinana ifotony ao amin’ny Alan’i Masoarivo ao aminโ€™ny kaominina Masoarivo Atsimo, Kaominina Adimaky ary Kaominina Amboalimena.
๐Ÿ‘ฅ๏ธ๐ŸŒณHifanome tanana aminโ€™ny fampaharetana ny fiarovana ny alanโ€™i Mahasoa ny MEDD sy ny Zandarimariam-pirenena ary ny fikambanam-pokonolona #TAVI na Tanora Aron’ny vahoaka ao anatin’ny Distrikan’i Belo sur Tsiribihina hiaro ireo Ala ireo .
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs