๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ป๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ฆ, ๐Ÿ“…21-22 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŒฟManamafy hatrany ny fiaraha-miasa miaraka aminโ€™ny ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ny ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—Ÿ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ณ๐˜† (#๐— ๐—˜๐——๐——) mahakasika ny ady aminโ€™ny fitrandrahana tsy ara-dalร na ny vokatry ny ala. Nisy arakโ€™izany ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ-๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ izay nokarakarainโ€™ny #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ, narahana fifanakalozana traikefa teo aminโ€™ny roatonta izay samy miandraikitra ny asanโ€™ny Officier de Police Juciciaire #OJP.
๐ŸŒณNiompana manokana taminโ€™ny fampahafantarana ireo ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฒ๐—ต๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ, ny fitsipika mifehy ny ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ, ary ireo antontan-taratasy tsy maintsy anananโ€™ny mpitatitra vokatry ny ala rehefa manao fisavana eny aminโ€™ny lalam-pirenena ny mpitandro ny filaminana.
๐Ÿค๐ŸŒฟFiaraha-miasa teo aminโ€™ny #Fanamby sy ny #DREDDAnalamanga no nikarakarana izao fampiofanana izao.
๐ŸŒณ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธAnkoatra ny #DREDDAnalamanga sy ny #CEFAnjozorobe, dia nandray anjara taminโ€™ity fampiofanana ity ihany koa ny Compagnie sy ny Borigadinโ€™ny Zandarimariam-pirenena ao Anjozorobe, ny Poste avancรฉ Zandarimariam-pirenena ao Mangamila sy Betatao, ny Commissariat de Police ao Anjozorobe, ary ny Borigadinโ€™ny Zandarimariam-pirenena Andriapamaky.
Date de publication : 27 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs