๐Ÿ“๐˜’๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ป๐˜ข๐˜ญ๐˜ข ,๐˜‹๐˜ช๐˜ด๐˜ต๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฉ๐˜บ – ๐Ÿ“†14-15-16 ๐˜•๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณ๐ŸฆAo aminโ€™ny Distrikanโ€™Antsohihy, Faritra Sofia, no misy ny ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—•๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ, iray aminโ€™ireo faritra arovana manan-danja ao aminโ€™ny faritra Avaratra Andrefanโ€™i Madagasikara. Mirefy ๐Ÿฐ ๐Ÿฌ๐Ÿฑ๐Ÿฑ ๐—ต๐—ฎ ny velaranโ€™ity valanjavaboary ity, izay toeram-ponenananโ€™ireo karazam-biby sy zavamaniry tsy fahita raha tsy eto Madagasikara, toy ny ๐—”๐˜†๐—ฒ-๐—ฎ๐˜†๐—ฒ (๐˜‹๐˜ข๐˜ถ๐˜ฃ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ค๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ด๐˜ช๐˜ด), ๐—ฆ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ (๐˜—๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ต๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ค๐˜ถ๐˜ด ๐˜ค๐˜ฐ๐˜ฒ๐˜ถ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ช), Tenrec zรฉbrรฉ (๐˜›๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ค ๐˜ฆ๐˜ค๐˜ข๐˜ถ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ต๐˜ถ๐˜ด) ary karazam-borona maro, anisanโ€™izany ireo sokajiana atahorana ho lany tamingana.๐ŸŒฟ๐Ÿ’
๐ŸŒฑ๐ŸŒฟHo fanamafisana ny fiarovana ity ala arovana ity, dia niara-nisalahy taminโ€™ny asa fisafoana ny #DREDDSofia, ny mpitantana ny faritra arovana, ny Zandarimariam-pirenena, ary ny Fikambananโ€™ny tanora ao Sofia.
๐ŸŒณ๐ŸŒฟNandritra ny fisafoana, hita fa manolo-tena aminโ€™ny fiarovana ny ala ny mponina manodidina. Na izany aza, tohizana hatrany ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ mifehy ny faritra arovana mba hahazoana antoka fa voaaro maharitra ity harena voajanahary ity.
๐ŸŒณ๐ŸŒณNy fanamafisana ny asa fisafoana ala tahaka izao dia ao anatinโ€™ny paikadinโ€™ny Minisitera #MEDD hiadiana aminโ€™ny fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary.
Date de publication : 20 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs