๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข, ๐Ÿ“†19 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฃ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒฟ๐ŸŒฑAnkoatra ny ezaka fanabeazana ara-tontolo iainana eny anivonโ€™ny sekoly izay tanterahinโ€™ny #DREDDAnalanjirofo dia nisitraka izany ihany koa ny vondrona ยซ ๐—Ÿ๐—ฎ ๐—ก๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ ๐—”๐—บ๐—ถ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—นโ€™๐—˜๐—ป๐˜ƒ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ยป sy ny ยซ ๐—–๐—น๐˜‚๐—ฏ ๐—ฉ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ยป eo #Maroantsetra. Ny ๐—–๐—˜๐—™ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ sy ๐—ข๐—ก๐—š ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ถ๐—น ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป no nifanome tanana aminโ€™ny fanabeazana ny ankizy mpianatra sy ireo fikambanana tanora ireo aminโ€™ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny maha-zava-dehibe ny fiarovana ny ala.๐ŸŒณ
๐ŸŒฟ๐ŸŒฑFamolavolana tanora mandray andraikitra sy manaja ny tontolo iainana no tanjona aminโ€™izao hetsika fanamafisana ny fanabeazana ara-tontolo iainana izay tanterahinโ€™ny #MEDD izao.
Date de publication : 26 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs