๐Ÿ“๐˜๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ต-๐˜‹๐˜ข๐˜ถ๐˜ฑ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฏ, ๐Ÿ“…5 ๐˜‹๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒฟ๐ŸขNatao tao Faradofay ny fihaonana an-databatra boribory ho ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ถ๐—ฏ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ (๐—ฒ๐˜€๐—ฝ๐—ฒฬ€๐—ฐ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฎ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ๐˜€). Andriamatoa Minisitra ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐— ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ฒฬˆ๐—น, Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) no nitarika ny fifampidinihana, ary nahitana fandraisana anjaranโ€™ireo tomponโ€™andraikitra isan-tokony avy aminโ€™ny Faritra Anรดsy sy Androy, ny mpiara-miombonโ€™antoka, ny mpitandro filaminana ary ny solontenanโ€™ny mponina eny ifotony.
๐Ÿข๐ŸขNandritra ny fihaonana dia nisongadina manokana ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ. Tapaka nandritra ny fifanakalozan-kevitra fa ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฝ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ :
โ†—๏ธFanamafisana ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny #DREDD, ny mpitandro filaminana, ny Turtle Survival Alliance (#TSA) ary ny mponina eny ifotony;
โ†—๏ธFanitarana ny tambajotranโ€™ireo mpizara vaovao (informateurs) eny ifotony;
โ†—๏ธFanamafisana ny fanaraha-maso eny an-dranomasina sy ny fisavana eny anivonโ€™ny lalam-pirenena;
โ†—๏ธFampitomboana ny hetsika fanentanana eny ifotony;
โ†—๏ธFampiharana hentitra ny lalร na sy fanamafisana ny Dina;
โ†—๏ธFanamafisana ny fanaraha-maso sy ny fitantanana ny faritra arovana;
โ†—๏ธFanatsarana ny velontenanโ€™ny mponina hampaharitra ny asa fiarovana sy sokatra sy ny toeram-ponenany.
๐ŸŒ๐ŸŒฟNy ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฃ๐—”-๐—–๐—œ๐—ช๐—ง ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—™๐—˜๐—  (Tahirimbola Iraisam-pirenena ho anโ€™ny Tontolo Iainana) no namatsy sy nanohana ny fanatanterahana ity fihaonana ity.
Date de publication : 8 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs