๐ณ๐๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ถ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐๐ธ๐ฒ๐ ๐ฎ๐ผ ๐๐ป๐๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฏ๐ฒ
Education environnementaleEnvironnement

๐๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ณ๐ข๐ฃ๐ฆ,

29-30 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Hetsika miavaka no notanterahina tao aminโny Gymnase Antsirabe ny 29 sy 30 novambra 2025, izay nahitana tanora mpilalao baskety ๐จ๐ญ๐ฎ, ๐จ๐ญ๐ฐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐จ๐ญ๐ฒ nandray anjara taminโny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ. Mivondrona ao anatinโny tetikasa ๐๐๐ข๐๐ข๐ข๐ฃ๐๐ฅ๐ฆ ireto tanora ireto. Tetikasa izay tanterahinโny Ligue ny Basket
#Vakinankaratra ary vatsianโny ๐๐๐๐ ๐๐ผ๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป, mampifandray manokana ny fanaovana fanatanjahantena sy ny fiarovana ny tontolo iainana.


Nifanome tanana nanatanteraka ny fanentanana sy ny fanabeazana ara-tontolo iainana ny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ny ๐๐ฅ๐๐ฆ ๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ny fikambanana ๐ล๐๐ฟ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒฬ๐, ny ๐ข๐ก๐ ๐ฌ๐ ๐๐, ary ny ๐๐๐๐ ๐๐ผ๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ao anatinโny fandaharanasa ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ๐๐๐ก๐ก ๐๐ค๐ง ๐๐ค๐ค๐.
Date de publication : 3 dรฉcembre 2025