๐ณ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ฎ : ๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐๐ป๐ผฬ๐๐
Aires ProtรฉgรฉesEnvironnement

๐๐ข๐ณ๐ข๐ฅ๐ฐ๐ง๐ข๐บ, ๐๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฏ๐ฐ๐ด๐บ โ

6 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Mitohy ny ezaka hiadiana aminโny fandripahana ny hazo sy ny fandotoana vokatry ny fampiasana arina sy kitay eny anivonโny tokatrano malagasy. Ankehitriny dia mbola ny ๐ด๐ฑ%-๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐ป๐ผ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐ผ. Ho anโny tanร nanโi ๐ง๐ผฬ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ผ manokana dia mahatratra ๐ณ๐ฏ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ผ izay miteraka tsindry lehibe aminโny ala.

Vahaolana iray hampihenana izany tsindry izany ny ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ฎ,, izay nahavita nizara ๐ณ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐๐ถ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ญ๐ฎ๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ho anโny ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ต๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ao aminโny ๐ฑ๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ง๐ผฬ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ผ, ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ, ๐๐ฒ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ๐ปโ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ.

Ny
#๐ ๐ฎ๐ฑ๐๐๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ no manatanteraka ny tetikasa Magnasoa, izay eo ambany fiahianโny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#MEDD) sy ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ป๐ด๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ธ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ผ (
#MEH) ary tohananโny
#SaniTap sy
#RioTinto. Tetikasa izay tafiditra ao anatinโny fnatanterahana ny fandaharanasa nasionaly ๐๐น๐ฒ๐ฎ๐ป ๐๐ผ๐ผ๐ธ๐ถ๐ป๐ด.

Anisanโny vahaolana maharitra aminโny fiarovana sy fitantanana maharitra ny ala ny fampiasana ny ๐ณ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ฎ, satria mampihena avo roa heny ny fandaniana arina ho anโireo tokantrano mampiasa azy.
Date de publication : 8 dรฉcembre 2025