๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ, ๐Ÿ“…16 ๐˜ฅ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒฟNatomboka taminโ€™ny fomba ofisialy ny talata 16 desambra 2025 ny tetikasa ๐—™๐—ผ๐—ผ๐—ฑ ๐—ฆ๐˜†๐˜€๐˜๐—ฒ๐—บ๐˜€, ๐—Ÿ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ ๐—จ๐˜€๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ ๐—ฅ๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป #FOLUR izay tarihinโ€™ny #MEDD sy ny #MINAE ary vatsianโ€™ny #FEM amin’ny alalan’ny #FAO.
๐ŸŒณMampifandray ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ aminโ€™ny ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ary ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ny tetikasa. Ny faritra ๐—”๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฎ, ๐—ฉ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜†, ๐—™๐—ถ๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜† ary ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ผ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ no hanatanterahana izany.
๐ŸŒฟMifototra aminโ€™ny tanjona efatra ny tetikasa :
โœ… Fitantanana mirindra velaran-tany mihoatra ny 1 tapitrisa hektara
โœ… Fanohanana mpamboly kafe miisa 5 000 sy mpamokatra vary sy legioma maina miisa 25 000
โœ… Fanarenana ala simba mirefy 10 000 ha sy fiarovana velaranโ€™ala mirefy 3 274 hektara sy fiarovana velarana ala vadim-boly mirefy 58 000 hektara
โœ… Fizarana fahalalana sy fanaraha-maso
๐ŸŒณNy tetikasa toy izao dia manamafy fa afaka miara-dalana aminโ€™ny fiantohana ara-tsakafo sy ny fanatsarana ny velon-tenanโ€™ny tantsaha ny fiarovana ny harena voajanahary.
Date de publication : 19 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs