๐ณ๐พ๐พ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ผ – ๐๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ : ๐๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฑ๐ฌ๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป๐ฎ


Vokatry ny fiaraha-miasa eo aminโny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ sy ny ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐๐๐๐๐ฆ, miaraka aminโny fokontany
#Fitampito,
#Loabato #Avaradrano,
#Sakaviro ary
#Ambinanimbaza, ary ireo Fikambananโny Mpampiasa Rano Ankarandoha Sakaviro Manirisoa, Ave Mahavelo, Taratra ary Soamiray II dia ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฑ๐ฌ๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ป๐ผ ๐ต๐ผ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ hanarenana ny faritra voatondraka ao Ambalavao sy Ikalamavony.




Efa tafapetraka ny tanin-janakazo miisa 4 mirefy 5,50 ha, ary mitohy ankehitriny ny famokarana zanakazo ao aminโireo tanin-janakazo ireo.


Tanjona ao anatinโity fiaraha-miasa ity ny hanamafisana ny fiarovana sy fanatsarana ny fotodrafitrasa fanondrahana ny fambolena ho fanatsarana ny fihariana sy ny foto-pivelomanโny tantsaha, ary ny fampandraisanโandraikitra ny mponina eny ifotony aminโny fikajiana ny tontolo iainana.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025