๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ญ๐˜ช๐˜ข โ€“ ๐˜”๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ท๐˜ข, ๐Ÿ“†17-22 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒฟAraky ny lร lana mifehy ny ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† azo havaozina izay voarakitra ao anatin’ny boky fifanekem-pitantanana dia tsy maintsy anaovana ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป’๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฉ๐—ข๐—œ izay nahavita ny fe-potoana nitantanany ny faritra arovana iray. Aorianโ€™ny fanaovana tombanโ€™ezaka no anohizana na tsia ny fifanekena famindram-pitantanana.
๐ŸŒณNy 17 โ€“ 22 novambra 2025 dia nanaovananโ€™ny DREDD#Menabe tomban’ezaka ny ๐—ฉ๐—ข๐—œ ๐—ฆ๐—ข๐—”๐— ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ด๐˜† ao amin’ny ๐—™๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ด๐˜†, ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฎ, ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ, izay nitantana ๐—”๐—น๐—ฎ ๐—›๐—ผ๐—ป๐—ธ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐˜† ๐Ÿฑ ๐Ÿฒ๐Ÿณ๐Ÿฌ๐—ต๐—ฎ nandritra ny telo taona. Anisan’ny nojerena taminโ€™izany ny fanajana ny drafim-panajariana, ny sosialinโ€™ny fikambana, ny fampiasana ny fitaovana nampianarina azy ireo (outils de gestion), ny fiantraikanโ€™ny fitantanana eo aminโ€™ny fampandrosoana indrindra fa ireo mpikambana ao anatiny.
๐ŸŒฟ๐ŸŒณNy WWF izay mpiara-miombonโ€™atonka aminโ€™ny Minisitera no nanao ny tantsoroka ity VOI SOAMIRAY ity niaraka taminโ€™ny DREDD Menabe nandritra ny fitantananโ€™izy ireo ity faritrโ€™ala honko ity.
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs