๐ณ๐ณ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ง๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ-๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ๐บ๐ฏ๐ : ๐ ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐
BiodiversitรฉEnvironnement

๐๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ณ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ด๐ช๐ฏ๐ซ๐ฐ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ-๐๐ฎ๐ฃ๐ข๐ญ๐ข๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐บ,

10-20 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Anisanโny reharehanโny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ny mbola fanany ๐ฎ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ ๐บ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ, izay mitahiry harena voajanahary miavaka isan-karazany. Ny ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ง๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ โ ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ๐บ๐ฏ๐ dia sady mahakasika ny faritra Vakinankaratra (๐ฑ๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป’๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐น๐ฎ๐บ๐ฝ๐) sy ny faritra Alaotra Mangoro (๐ฑ๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐ผ๐๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐ฎ๐ป’๐๐น๐ฎ), ary mampifandray ny ala mandonโAtsinanana sy ny ala aminโny afovoan-tany. ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป-๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ maherinโny ๐ฎ๐ฐ๐ฐ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ด๐ถ๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ต ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ary ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ maro no hita ao aminโity faritra arovana ity, ary misy aminโizy ireo no tsy fahita raha tsy eto amintsika.

Ho fanamafisana ny fiarovana ity valanjavaboary ity dia manamafy hatrany ny ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ณ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐น๐ฎ ny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฉ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ปโ๐ข๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ข๐ก๐ ๐ฆ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ฏ๐ฒ mpitantana ny Faritra Arovana. Vokatrโireo ezaka natao dia tsapa fa nihena ny tsindry mahazo ireo harena voajanahary ao aminโny Faritra Arovana Tsinjoarivo-Ambalaomby.


Ankoatra ny fisafoana ala dia nitondra fanentanana ho anโny mponina ihany koa izy ireo nandritra ny fidinana ifotony notanterahina ny 10-20 novambra 2025 teo. Fanentanana aminโny ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ณ๐ผ, fanamafisana ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ, narahana fampahafantarana ny ๐๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐๐ถ๐ป izay mifanampy aminโny
#DREDDVakinankaratra aminโny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ho anโny sekoly sy ny
#VOI.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025