๐ณ๐ณ๐๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ต๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ข๐ฃ๐ฏ๐ฌ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ฟ
Changement climatiqueEnvironnement

Tanterahina any
#Belรฉm โ
#Brรฉsil ny 10 โ 21 novambra 2025 ny ๐๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ฏ๐ฌ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ
#๐๐ข๐ฃ๐ฏ๐ฌ. Fihaonambe ho anโny asa izay hifantoka kokoa aminโny fanamafisana ny fiaraha-miasanโny firenena tsirairay aminโny fanatanterahana ny fifanarahana iraisam-pirenena hiadiana aminโny fiovanโny toetrandro ary ny fampifandraisana ny fiovan’ny toetrandro amin’ny fiainana andavanandron’ny mponina.


Ny 10 novambra teo no nisokatra taminโny fomba ofisialy ny
#COP30. Miisa ๐ญ๐ต๐ณ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ mpikambana ao anatinโny ๐๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ผ๐ป-๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฟ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐๐ป๐ถ๐ฒ๐ ๐๐๐ฟ ๐น๐ฒ๐ ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ ๐ฐ๐น๐ถ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐พ๐๐ฒ๐ (
#๐๐๐ก๐จ๐๐) manatrika ity fihaonambe ity ary anisanโizany i ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ.


Mandritra ity COP30 ity dia tafiditra ao anatinโny fandaharam-potoana ny delegasiona Malagasy ny fandraisana anjara aminโireo fihaonana sy adisisika isanโambaratobany, hahafahana miady ny tombontsoanโi Madagasikara entina manatanteraka ireo paikady isan-karazany hanalefahana sy hiatrehana ny vokadratsinโny fiovanโny toetrandro.
Date de publication : 13 novembre 2025