๐ณ๐ณ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ : ๐๐๐ฅ๐๐ซ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ซ๐๐๐ฒ ๐๐๐ ๐ก๐ ๐ง๐จ ๐๐๐ ๐ซ๐๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ง๐ข๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐
Dรฉveloppement durableEnvironnement

Ao aminโny kaominina
#Andriba, faritra
#Betsiboka, dia hita taratra ny vokatra nateraky ny fiaraha-mientanโny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ, ny Fandaharanasa miady aminโny fikahonโny riaka ny nofontany na
#PLAE – ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐บ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐๐๐๐๐ฒ ๐๐ป๐๐ถ๐ฒฬ๐ฟ๐ผ๐๐ถ๐๐ฒ ary ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐
#MEDD #DREDDBetsiboka.

Ny taona 2019 no nanomboka ny fanarenana ny ala ho anโny kaominina Andriba. Ny PLAE no nanao ny tantsoroka ara-teknika aminโny dingana rehetra fambolen-kazo.

Ankoatra izany, mampitombo ny fidiram-bolanโny mponina ihany koa ny tetikasa aminโny alalanโny HIMO na asa tanamaro, izay manome tambiny ho anโireo tantsaha mandray anjara aminโny asa fambolen-kazo ao aminโny ala kaominaly.

Ankehitriny, ๐๐ฒ๐น๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ ๐ฐ๐ด๐ฌ ๐ต๐ฎ no efa ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ ๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ฎ, ary mbola mitohy hatrany ny asa fambolena.
Date de publication : 11 novembre 2025