๐Ÿฆ ๐˜๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ฐ ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ข๐˜ข๐˜ณ๐˜ฐ, ๐˜ฎ๐˜ข๐˜จ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ท๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐ŸŒณ
๐Ÿฆ€ Ny 20 novembra 2025 no nanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny andiany voalohany aminโ€™ny festival honko izay tanterahina ao Fokontany Marotogny – kaominina Bemaneviky Ouest – Faritra DIANA.
๐ŸŒณNy festival honko dia natao indrindra hanamafisana ny fanentanana aminโ€™ny fiarovana sy fitantanana maharitra ny ala honko. Tanjona ny hampivondrona ny mpisehatra rehetra amin’ny fiarovana ny ala honko sy ny fanetsehana ny tsirairay amin’ny fandraisana andraikitra mikasika fiarovana ny honko.
๐ŸŒฑ๐ŸŒฟNisy ihany koa ny fiarahana namboly honko taminโ€™ny velarana 1ha tao aminโ€™ny kaominina Bemanevika Ouest, sy 0,5 ha tao Djabala – kaominina Nosy be.
๐Ÿ  Nitarika ny hetsika ny #DREDDDIANA ary notroninโ€™ny tomponโ€™andraiki-panjakana eo anivonโ€™ny faritra, fikambanana maro samihafa, mpitantana faritra arovana, mpiara-miombonโ€™antoka maro misehatra aminโ€™ny fiarovana ny ala honko, ary ireo mponina eny ifotony.๐Ÿฆ
Date de publication : 25 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs