๐ณ๐๐๐ฎ๐ถ๐ฒ ๐ฑโ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ผ : ๐ก๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐น๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฉ๐ข๐
BiodiversitรฉEnvironnement

๐๐ข๐ช๐ฆ ๐ฅโ๐๐ฎ๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ, ๐๐ช๐ด๐ต๐ณ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐๐ฎ๐ฃ๐ช๐ญ๐ฐ๐ฃ๐ฆ

23 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025



Nizarana ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ-๐๐ฟ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ireo fikambanana
#VOI miisa 3 miaro ny ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟโ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ao aminโny ๐๐ฎ๐ถ๐ฒ ๐ฑโ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ผ. Fianakaviana miisa 120 no nisitraka ireo akoho sy vorona ireo : fianakaviana 30 avy ao aminโny fokontany
#Ampampamena, fianakaviana 60 avy ao aminโny fokontany
#Ampasivelona, ary fianakaviana 30 avy ao aminโny fokontany
#Antenigny. Miisa valo kosa ireo fianakaviana nahazo zana-trondro tao aminโny fokontany
#Antenigny.




Tohana ho fanatsarana ny velon-tenanโny mponina mipetrana manodidina ireo ala honko ireo izao notanterahina izao, sy ho fankasitrahana azy ireo aminโny ezaka izay ataony hiarovana ny ala honko ao aminy. Fiaraha-miasa eo aminโny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐, ny tetikasa ๐ฆ๐ฎ๐ก๐๐ฃ (Rรฉseau National des Nouvelles Aires Protรฉgรฉes), ๐๐๐/๐ฃ๐ก๐จ๐ no nahafahana nisitraka ireto tohana ireto, ary nisy ihany koa ny fizarana traikefa ho nโireo
#VOI niarahana taminโny
#DRPEB sy ny
#DRAE eo anivonโny Faritra.

Rehefa mihatsara ny velontenanโny mponina manodidina ireny harena voajanahary ireny dia mihena ny tsindry mihatra aminy. Tanjona arakโizany ny hanamafisana ny ๐๐๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ. Ny ala honko izay antoky ny firoboroboanโny asa fanjonoana, izay anisanโny foto-pivelomanโny mponina amorontsiraka.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025