๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฃ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ โ€“ ๐˜๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜š๐˜ฐ๐˜ง๐˜ช๐˜ข, ๐Ÿ“†24 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณAo anatinโ€™ny faritra #SAVA sy #Sofia no misy ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ #๐— ๐—”๐—ž๐—œ๐—ฅ๐—”, izay ahitana fikambanana ๐—ฉ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜† (#๐—ฉ๐—ข๐—œ) ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐Ÿด๐Ÿฎ mifanampy aminโ€™ny #MEDD sy ny #WCS aminโ€™ny fiarovana sy ny fitantanana maharitra ity ala tsy manam-paharoa ity. Ny 22 aminโ€™ireo fikambanana #VOI ireo dia manamorona ny faritrโ€™ala ao Sofia no ahitana azy.
๐ŸŒณ๐ŸŒณNiroso taminโ€™ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ny harena voajanahary azo havaozina ho anโ€™ireo #VOI manodidina ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ #๐— ๐—”๐—ž๐—œ๐—ฅ๐—”, ao aminโ€™ny ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐—•๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ny #DREDDSofia ny 24 novambra 2025. Tao aminโ€™ny kaominina #Antsakabary no nanatanterahana izany, ka fampindram-pitantanana tamina #๐—ฉ๐—ข๐—œ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐Ÿฐ izay mitantana ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐Ÿฐ๐Ÿฑ๐Ÿฏ๐—›๐—ฎ no notanterahina.
๐ŸŒณ๐ŸŒฟNisitraka fampitaovana ihany koa ny ๐—ฉ๐—ข๐—œ ๐˜€๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ปโ€™๐—ฎ๐—น๐—ฎ ho fanohanana azy ireo aminโ€™ny asa fiarovana ny ala izay ataony. Nanamafy ny fanentanana ny VOI aminโ€™ny adidy sy andraikitra iantsorohany aminโ€™ny fiarovanany harena voajanahary ireo tomponโ€™andraikitra isan-tsokajiny nanatrika ity lanonana ity ary samy nanamafy ny fanohanana ireo VOI ireo.
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs