๐ณ๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ

Singa iray lehibe ao anatinโny fanatanterahana ny tetikasa โ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ด๐ข๐ญ๐ข๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ณ๐ฆ๐ฉ๐ฆ๐ต๐ณ๐ข โ na ๐ข๐ป๐ฒ ๐๐ฒ๐ฎ๐น๐๐ต, ny lafiny tontolo iainana izay tanterahinโny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD) miaraka aminโny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka (
#MinSan). Sehatrโasa maro no tanterahina ao anatinโizany : ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐, ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ,โฆ


Nisy arakโizany ny fampiofanana mahakasika ny famokarana zanakazo, fanaovana zezika biolojika, sy fanamafisana ny ady aminโny doro tanety izay notanterahinโny ๐๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐, taminโny alalanโny ๐๐๐ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ, tao aminโny tanananโ
#Akitsikitsika โ ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ ๐ฅ๐ผ๐ฏ๐ถ๐ป – ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป’๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ.


Ny tontolo iainana voakajy no antoky ny fahasalamantsika zanakโolombelona. Iray amin’ireo tanjona lehibe ijoroan’ny tetikasa โFahasalamana ho anโny rehetraโ ity izany.
Date de publication : 4 dรฉcembre 2025