๐ณ๐ก๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ – ๐๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ
Aires ProtรฉgรฉesBiodiversitรฉEnvironnement

๐๐ฆ๐ญ๐ช๐ญ๐ข๐ญ๐ช๐ฏ๐ข โ ๐๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฅ๐ช๐ข๐ฏ๐ข,

29 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026


Vokatry ny ezaka sy ny fiaraha-mientanโny mponina ao
#Ifanadiana aminโny fiarovana sy fitantanana maharitra ny ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ dia nisitraka fotodrafitrasa ๐๐ฒ๐๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ ๐ฐ๐ฑ ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ izy ireo. Firaha-mientana tao aminโny mponina, ny ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐ (
#MEDD), ny ๐ฆ๐ผ๐น๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ฎ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ, ary ny ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น ๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐ธ๐ (
#MNP) no nahafahana nisitraka ity fotodrafitrasa ity.

Manala fahasahiranana tanteraka ny mponina ao an-toerana ity tetezana ity izay mampifandray ny ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐น๐ถ๐น๐ฎ๐น๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ. Anisanโny tombony ho sitrahinโny mponina aminโizany ny fahafahanโny mpianatra mamonjy sekoly ao anatinโny fotoam-pahavaratra sy ny fanamorana ny fifamezivezenโny vokatra izay anisanโny miantoka ny fiharianโizy ireo.


Nitokana ny fotodrafitrasa tany an-toerana Andriamatoa Minisitra ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ ๐๐ก๐ ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น, ny Solombavambahoaka ๐ ๐๐ก๐๐ก๐ง๐๐ก๐ ๐๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ต, ary ny ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น ๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐ธ๐ (
#MNP). Nanamafy ny fanentanana ny mponina ho sarotiny aminโny fiarovana ny valanjavaboarinโi Ranomafana izy ireo. Anisanโny politika entinโny
#MEDD ny tsy maintsy isianโny ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ sahala aminโizao fotodrafitrasa izao ho anโny mponina manodidina ireny valanjavaboary ireny.
Date de publication : 30 janvier 2026