๐Ÿ“๐˜๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜‰๐˜ฐ๐˜ด๐˜บ- ๐˜‹๐˜ช๐˜ด๐˜ต๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜”๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ท๐˜ข, ๐Ÿ“†15-19 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณNisitraka fiofanana momba ny famokarana fatana mitsitsy #๐—ž๐—”๐— ๐—”๐——๐—ข, izay manampy aminโ€™ny fampihenana ny fampiasana hazo, ny mpikambana 48 ao aminโ€™ny #๐—ฉ๐—ข๐—œ_๐—•๐—ผ๐˜€๐˜† – ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฎ – ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ. Fiaraha-miasa teo aminโ€™ny #๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐——๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ฏ๐—ฒ sy ny WWF Madagascar no nahafahana nanatanteraka ity fampiofanana ity izay inoana fa hampaharitra ny fitantanana ny ala honko ao aminโ€™ny fokontany Bosy.
๐ŸŒฟ๐ŸŒณAnisanโ€™ny olana lehibe mianjady aminโ€™ny faritra amoron-dranomasina toy ny ao Bosy ny tsy fahampianโ€™ny hazo fandrehitra sy anaovana arina, antony iray lehibe mahatonga ny fanapahana tsy ara-dalร na ny ala honko. Ity fiofanana ity arakโ€™izany dia natao hanohanana ny fampiasana fatana mitsitsy ho fampihenana ny fampiasana hazo.
Date de publication : 20 novembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs