๐ณ๐๐ฒ๐๐๐ถ๐๐ฎ๐น ๐ฑ๐ฒ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฟ๐ผ๐๐ฒ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ ๐ฟ
BiodiversitรฉEnvironnement

๐๐ฐ๐ด๐บ ๐๐ฆ,

12 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Ao anatinโny hetsika fanamarihana ny ๐ณ๐ฒ๐๐๐ถ๐๐ฎ๐น ๐ฑ๐ฒ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฟ๐ผ๐๐ฒ๐ izay tanterahina ao ๐ก๐ผ๐๐ ๐๐ฒ dia miara-mientana manatanteraka ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ eny anivonโireo


sekoly ao an-toerana ny
#DREDDDIANA, ny
#CEF sy
#CIRPEB Nosy Be,
#CLGIZC,
#CNRO,
#SISCO,
#WCS ary ny
#PCDII. Nampiharina nandritra ity fotoana ity ny

ยซ ๐๐ผ๐บ๐บ๐๐ป๐ถ๐ฐ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐น๐ฒ ๐๐ฒฬ๐๐ฒ๐น๐ผ๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ (
#๐๐ฐ๐) ยป izay fomba fanaovana serasera manome lanja kokoa ny fandraisanโanjaranโny tsirairay, fifampihainoana, fiaraha-mientana ary mitarika mankany aminโny fiovam-pihetsika hahay hikajy ny tontolo iainana.

Date de publication : 19 novembre 2025