๐Ÿ“๐˜”๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฐ – ๐˜‹๐˜ช๐˜ด๐˜ต๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ’๐˜ˆ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜บ, ๐Ÿ“†19 ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐ŸŒณ๐ŸกEzaka lehibe no ataonโ€™ireo mpikambana aminโ€™ny Vondronโ€™olona ifotony (#VOI) aminโ€™ny ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† izay tantaniny. Ho fanohanana azy ireo aminโ€™izany adidy lehibe iandraiketany izany dia nisitraka tohana avy aminโ€™ny ๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐—— ๐—ฉ๐—ฎ๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—”๐—ญ๐—˜ (๐—”๐—น๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ ๐—ญ๐—ฒ๐—ฟ๐—ผ ๐—˜๐˜…๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฐ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป) ireo #๐—ฉ๐—ข๐—œ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ.๐ŸŒณ
๐ŸŒฟ๐ŸฅZanaka ๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† โ€œ ๐—ž๐—ต๐—ฎ๐—ธ๐—ถ ๐—ฐ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฏ๐—ฒ๐—น๐—น ๐˜€๐˜† ๐—ฝ๐—ฒฬ๐—ธ๐—ถ๐—ป โ€œ ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐Ÿฐ๐Ÿฌ๐Ÿฌ no natolotra ireo mpikambana mavitrika miisa 40 ao aminโ€™ireo VOI ireo. ๐Ÿ‘๐ŸŒพTsiahivina fa ankoatra ireto ganagana ireto dia nisy mpikambana miisa 85 tao aminโ€™ireto VOI ireo ihany koa no efa nisitraka masomboly vary an-tanety, vary anaty rano ary tsaramaso ny faranโ€™ny volana oktobra 2025 teo.๐ŸŒณ
๐ŸŒณ๐Ÿ’ชIzao no natao dia ho famporisihana azy ireo aminโ€™ny asa fiarovana ny ala sy hampihenana ny tsindry mahazo ity faritra arovana ity. Nandritra ny fizarana ireto tohana ireto dia nisy ny fanentanana mahakasika ny ady aminโ€™ny doro tanety natao taminโ€™ireto mpikambana aminโ€™ny VOI ireto.๐ŸŒณ๐ŸŒณ
Date de publication : 1 dรฉcembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs