๐ณ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ณ
BiodiversitรฉEnvironnement

๐๐ฎ๐ฑ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข โ ๐๐ช๐ด๐ต๐ณ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐๐ฎ๐ฃ๐ช๐ญ๐ฐ๐ฃ๐ฆ,

18 ๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025

Taorianโny tomban’ezaka notanterahin’ny ๐๐ถ๐๐ฎ๐น๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ท๐ฎ๐ณ๐
#๐๐ฅ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ dia nohavaozina ary hitohy mandritra ny ๐ฌ๐ฑ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ny asa ๐ณ๐ถ๐ธ๐ผ๐ฏ๐ฎ๐ฏ๐ถ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ sy ireo loharanon-karena voajanahary azo havaozina ao Ampanasina – Kaominina Antsaravibe โ DistrikanโAmbilobe.

Ny ๐ฉ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ป’๐ข๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐
#๐ฉ๐ข๐ ยซย ๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผย ยป no mitantana ity faritra arovana ity izay ahitana ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟโ๐ฎ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ๐ป๐ธ๐ผ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ ๐ญ๐ฏ๐ฑ๐ญ ๐๐ฎ.


Tontosa ny 18 novambra 2025, teo anatrehan’ireo tomponโandraikitra eny ifotony, mpiara-miombon’antoka, Raiamandreny ara-drazana ary ireo mpikambana aminโny VOI ny lanonana ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐๐๐ผ๐ป๐ถ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ.

Fomba fiasa iray mampahomby ny fiarovana sy fitantanana maharitra ny harena voajanahary ny fampahefana sy fampandraisanโandraikitra ny eny ifotony. Ny Minisitera
#๐ ๐๐๐ kosa dia manohana akaiky ny VOI hampahomby ny asa fiarovana izay ataony.

Tombony lehibe ho an’ireo VOI ao aminโny helidranon’Ambaro ireto ny tohana ataonโny
WWF Madagascar izay manome tantsoroka azy ireo aminโny asa fiarovana sy ny fanatsarana ny velontenanโizy ireo.
Date de publication : 20 novembre 2025