
๐๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข – ๐๐ฐ๐ข๐ฏ๐ช๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ท๐ฐ๐ฏ๐จ๐ฐ,

6 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025


Taorianโny tombanezaka taminโny fitantananโireo VOI ny atiala sy ireo harena voajanahary azo havaozina ao Manompana – Distrikanโi Soanierana Ivongo, Faritra Analanjirofo –
dia notanterahina ny 06 desambra 2025 ny lanonana fanaovan-tsonia ny fanavaozana ny famindram-pitantanana ity ala ity taminโny COBA miisa 4, ยซ VAHONA ยป Manompana, ยซ A.M.M.A ยป Ankororaika, ยซ S.M.M.T.I ยป Mahasoa โ Manompana, ยซ T.I.T.F.S ยป Moronivo โ Lakandava.

Mifanome tanana aminโny fanohanana ireto COBA ireto ny DREDD Analanjirofo sy ny Tetikasa AFAFI-NORD izay tohananโny Vondrona Eropeanina. Nisy arakโizany ny fanolorana fampitaovana ireo COBA ireo nandritra ity fotoana ity ho famporisihana azy ireo aminโny adidy sy andraikitra izay iantsorohany.


Nanotrona ity lanonana ity ny tomponโandraiki-panjakana isan-tokony eo anivonโny faritra Analanjirofo, ny mpiara-miombonโantoka. Fiaraha-mientana izay manaporofo ny maha-zava-dehibe ny fiarovana ny ala sy ny harena voajanahary.