๐ŸŒฟNotanterahina ny 29 oktobra 2025 ny famaranana aminโ€™ny fomba ofisialy ny tetikasa #ABSMada, tetikasa teto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) izay nisehatra manokana aminโ€™ny fanomezan-danja ny ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ avy aminโ€™ny ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜†.๐Ÿฆ
๐ŸŒณNanome voninahitra ity fotoana ity ny mpiara-miombonโ€™antoka isan-tsokajiny fa indrindra ny solontenanโ€™ny ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜† izay nisitraka tombony mivantana taminโ€™ny tetikasa.
๐ŸŒฟ๐ŸŒฑNanomboka ny volana ๐˜€๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ no niasanโ€™ny tetikasa, tanjony napetraka ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐˜† aminโ€™ny lafiny politika, lalร na ary ny rafitra ara-panjakana ho fanatanterahana ny ๐—™๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐—ก๐—ฎ๐—ด๐—ผ๐˜†๐—ฎ momba ny rohifiasa #APA (๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ฒฬ€๐˜€ ๐—ฒ๐˜ ๐—ฃ๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—”๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ด๐—ฒ๐˜€) mba hahafahanโ€™i Madagasikara sy ny mpisehatra tsirairay misitraka tombotsoa avy aminโ€™ny fanomezan-danja ny ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ (๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€ ๐—ด๐—ฒฬ๐—ป๐—ฒฬ๐˜๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ๐˜€) sy ny fahalalana nentim-paharazana aminโ€™ny fampiasana ny harena voajanahary.
๐ŸŒณ๐ŸŒณNandritra ity fotoana famaranana ny tetiksa ity no nizarana ireo asa mivaingana vitanโ€™ny tetikasa, ny lesona azo notsoahana ary ny fomba hahafahana manapariaka ireo fahaiza-manao azo taminโ€™ny tetikasa ABS MADA ireo.
Date de publication : 30 octobre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs