๐ฑ๐ฅ Fampiofanana KMDT hanamafisana ny ady aminโny afo tao Bevoay sy Ranomafana โ Tolagnaro, Faritra Anรดsy
EnvironnementLutte contre le feu


๐๐ฐฬ๐ญ๐ข๐จ๐ฏ๐ข๐ณ๐ฐ, 13 โ 19 ๐ข๐ฐ๐จ๐ฐ๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข 2025 – Nisitraka fampiofanana avy aminโny
#DREDDAnรดsy (Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy) mahakasika ny ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐น๐ฎ ireo
#KMDT na ๐๐ผ๐บ๐ถ๐๐ ๐ ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ผ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ ao aminโny kaominina ๐๐ฒ๐๐ผ๐ฎ๐ ๐๐ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ao aminโny ๐ฑ๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ง๐ผฬ๐น๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐ฟ๐ผ. Fokontany miisa 6 no nofanina, ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ๐ณ๐ผ๐น๐ผ, ๐๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ, ๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ธ๐ฒ๐ป๐ฎ, izay nahitana ny KMDT, ny Chef Fokontany ary ny solontenanโny Benny tanร na. Fampahafantarana ny lalร na mifehy ny doro tanety sy ny doro ala, ny fomba atao isorohana ny afo ary ireo paikady tsy maintsy arahina rehefa miatrika ny famonoana afo no nifampizarana taminโizany.

Ireto Fokontany nosafidiana ireto dia manodidina ny ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ avokoa. Natao indrindra hanamafisana ny fiarovana ity valanjavaboahary ity aminโny afo izao fampiofanana izao, izay vokatry ny fiaraha-miasa eo aminโny
#DREDDAnรดsy sy ny Tetikasa
#NITIDAE 

๐ก๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐ณ๐ผ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ny mponina aminโny ady aminโny afo ny hetsika izay natao.
Date de publication : 26 aoรปt 2025