๐ฑ๐ฟ๐ก๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฒ๐ธ๐ผ๐น๐ ๐ฎ๐ผ ๐๐๐ฎ๐๐
Education environnementaleReboisement

Ao anatinโny dingana fanamafisana ny fampandraisanโanjara ny eny ifotony aminโny fiarovana ny tontolo iainana dia nanolotra fampiofanana ho anโireo tanora mpianatra sy Ray aman-dReny, mahakasika ny famokarana zanakazo, ny Sampan-draharahan’ny Tontolo Iainana sy ny Ala ao Miarinarivo (
#CEF_Miarinarivo) sy ny tetikasa
#FSRP.


Tao anivon’ny sekoly EPP Ambatomanjaka, EPP Soanavela, EPP Analavory, EPP Antongombato, EPP Ambohibary, EPP Miarinarivo II ary EPP Igararana no nanatanterahana ity fampiofanana ity.

Tanjona aminโizao hetsika izao ny fahafahanโireo sekoly ireo mamokatra zanakazo entinโizy ireo mamatsy arina fandrehatra ho an’ny Cantines Scolaires any aoriana.
Date de publication : 25 novembre 2025