๐Ÿ“Ankazobe, ๐Ÿ“† 15 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
ยซ ๐˜๐˜ป๐˜ข๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ป๐˜ฐ, ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฆ ๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ยป
๐ŸŒฑAo anatinโ€™ny fotoana fanaovana ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฒ๐—ป-๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ tanteraka isika aminโ€™izao ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ izao. Samy manana anjara andraikitra aminโ€™izany avokoa isika rehetra ho fanarenana ny ala sy hikajiana ny tontolo iainana misy antsika. Ny #๐— ๐—˜๐——๐—— dia mpitarika sy mandrindra ny fanaovana fambolen-kazo fa isika rehetra dia asaina hanao izany avokoa.๐ŸŒฟ
๐ŸŒฑ๐ŸŒฑNifamotoana teny aminโ€™ny ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐˜† โ€“ ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฏ๐—ฒ ny teto anivonโ€™ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ nanatanteraka fambolen-kazo, izay nokarakarainโ€™ny ๐——๐—ฅ๐—˜๐——๐—— ๐—”๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ. Velaran-tany 3Ha no voavoly ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐Ÿฏ๐Ÿฑ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ. Nitarika ny hetsika teny an-toerana ny Lehibenโ€™ny Faritra Analamanga, ny Tale Jeneralinโ€™ny Haitondra ara-tontolo iainana eto anivonโ€™ny MEDD, ny Solombavambahoaka voafidy tao Ankazobe, ny Vondrona Eoropeana sy mpiara-miombonโ€™antoka maro ary ny mponina eny an-toerana.
๐ŸŒฟ๐Ÿ“ฃNanentana ny tsirairay hanamafy ny fanaraha-maso ireto zanakazo ireto ireo rehetra nandray fitenenana, anisanโ€™izany ny fanamafisana ny ady aminโ€™ny doro tanety. Fanamby manokana ny hampahomby ny hetsika fambolen-kazo izay ataontsika hamerenana ho maitso indray anโ€™i Madagasikara.
Date de publication : 16 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs