๐ฑ๐ฆ๐ข๐๐๐ : ๐๐ณ๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฑ๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ณ ๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ณ


Nametrahana tanin-janakazo avokoa eny anivonโireo sampan-draharahanโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy aminโireo distrika fito (7) ao anatinโny
#DREDDSofia, ho fanamorana ny fisitrahantsika zanakazo aminโizao fotoam-pahavaratra izao.


Karazan-kazo maro mamaly ny filana eny ifotony no vokarina ao anatinโireo tanin-janakazo ireo. Ho anโny ao aminโny CEF Befandriana Avaratra manokana dia zanakazo 160 000 no novokarina, izay ahitana hazomena, Konikonina, papay, sakoa, kininina manitra, mantaly,…


Maimaim-poana ny fisitrahana ireo zanakazo eny anivonโireo distrika 7 ireo, fa saingy misy ny fepetra tsy maintsy arahina.
Date de publication : 25 novembre 2025