๐ฑ๐ ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฒ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐


Miroso aminโny dingana rehetra ilaina aminโny famokarana zanakazo ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy
#DREDDDIANA, ho fanomanana ny taom-pambolen-kazo ho avy. Nisy arakโizany ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ถ๐ต๐ถ๐ป-๐ธ๐ฎ๐๐ผ natao tao aminโny distrikanโi
#Ambilobe sy
#Ambanja.


Ireo voa voaangona dia hampiasaina aminโny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ hanohanana ny asa fambolen-kazo sy ny ezaka fanarenana ny ala ao aminโny faritra
Date de publication : 19 novembre 2025