
๐๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ข๐ณ๐บ – ๐๐ฎ๐ฃ๐ข๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ป๐ข๐ฌ๐ข,

23 ๐ซ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2026
โ๐๐๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ ๐ต๐ฎ๐๐ผ, ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎโ

Tao ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ – ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐น๐ฎ๐ณ๐ – ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ, no nanombohana ny taom-pambolen-kazo 2026 ho anโny faritra Alaotra-Mangoro.

๐ญ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ ๐๐๐ no novolena taminโny velaran-tany 10 ha, izay nahitana hazo zanatany toy ny : ๐๐ฎ๐ป๐ผ, ๐๐ถ๐ป๐๐๐, ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ณ๐, ๐ง๐๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ, ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ฎ, ๐๐ฎ๐ณ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ.

Ny DREDD Alaotra-Mangoro no nitarika ny hetsika ary notroninโny tomponโandraiki-panjakana avy eo anivonโny Prefektiora, ny Faritra, ny sampan-draharaham-panjakana isan-tsokajiny, ny mpiara-miombonโantoka ary ny fokonolona eny ifotony.


Nanamafy ny fanentanana ny tsirairay hanatanteraka fambolen-kazo ny DREDD Alaotra-Mangoro, ary nampatsiahy fa afaka misitraka zanakazo maimaimpoana eny aminโny tanin-janakazonโny DREDD ny tsirairay.