๐ŸŒฑ Ankoatra ny fambolen-kazo fanarenana ny ala dia zava-dehibe ihany koa ny fanaovana fambolen-kazo fanamaintsoana ny tanร na sy ny fambolen-kazo eny anivonโ€™ny toeram-ponenana misy antsika eny.
๐Ÿ‘๐ŸŒณ Azo atao tsara ny mamboly kafe, voamboana, letchis, canelle, manga eto afovoan-tany. Porofonโ€™izany ny fambolen-kazo nataonโ€™olontsotra iray tao aminโ€™ny kaominina Alakamisy Fenoarivo izy hita fa miroborobo tokoa noho ny fikarakarana sy ny fanaraha-maso ireo hazo novolena.
๐Ÿ“ฃ๐ŸŒฟManasa antsika rehetra arakโ€™izany hanamafy ny fambolen-kazo aminโ€™izao fotoam-pahavaratra izao, izay fotoana tsara indrindra anatanterahana izany.
Date de publication : 14 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs