โ๐๐ฎ๐บ๐ผ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐บ๐ผโ
– Fenitra ara-tontolo iainana iraisam-pirenena ;
– Fenitra ara-teknika voasedra sy voaporofo ;
– Fampidirana am-panajana ireo vondrom-piarahamonina eny ifotony;
Satria ny tetikasa momba ny angovo izay tsy manaja ny tontolo iainana dia tsy maharitra. Ary ny tetikasa izay tsy manaja ny vahoaka dia tsy azo iainana maharitra.
Ny โSud Globalโ #GSU dia tsy tokony ho sokajiana ho isanโny loza mitaky fandrindrana fa andry lehibe entina manalefaka ny fiovanโny toetrandro sy ny fanesorana entoka karbonina maneran-tanyโฆย ยป ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ๐๐ผฬ๐น๐ผฬ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น.



