โ๐๐ณ๐ข๐บ ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐ช๐ฌ๐ข, ๐ฉ๐ฐ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ซ๐ฐ๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ฐ๐ข๐ท๐บโ
Mitana anjara toerana lehibe aminโny faharetanโny ala sy ny fifandanjanโny karazanjavamananaina ny varika, satria dia izy no ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฎ ka mitarika ny fitombonโny zavamaniry ao anaty ala. Ny varika ihany koa no ๐ฏ๐ถ๐ฏ๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ eto amintsika, izay antoka mampiroborobo ny fiharianโny mponina eny ifotony sy ny toekarenโny firenena.
Miisa 113 ny karazana varika eto Madagasikara izay tsy fahita raha tsy eto amintsika avokoa. Ny ๐ง๐๐ถ๐ฑ๐ ๐ฏ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ต๐ฒ (๐๐๐๐ง๐ค๐๐๐๐ช๐จ ๐๐๐ง๐ฉ๐๐๐) no ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ aminโizy ireo satria dia ๐ฏ๐ฌ๐ด monja ny lanjany ary ao aminโny ๐ฎ๐น๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ irery no ahitana azy. Ny ๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ผ๐๐ผ (๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐) kosa no ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ aminโny varika. Mirefy ๐ฒ๐ฌ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฑ ๐ฐ๐บ izy ary milanja ๐ต๐ธ๐ด. Anisanโny mampiavaka ny Babakoto ny feony kanto dia kanto ary heno hatrany aminโny 3km miala azy, any aminโny ala mando Atsinananโi Madagasikara no ahitana azy toa anโAndasibe-Mantadia sy Analamazaotra.
Aminโizao Andro anamarihana ny ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ izao, ndao hifanome tanana sy hifanentana isika hanamafy ny fiarovana ny varika sy ny toeram-ponenany satria dia atahorana ho lany tamingana ity karazam-biby tena ahafantarana anโi Madagasikara ity vokatry ny tsindry maro mihatra aminy.
Crรฉdits Photos : Deutschlandradio / Monde Animal / DPZ / Africaventura



