๐Ÿ“Œ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข, ๐Ÿ“… 06 ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ 2026
๐ŸŽ‰๐ŸŒฟAminโ€™izao tonon-taona izao dia niarahaba sy nirary soa anโ€™Andriamatoa Minisitra Manesimana Rafanomezantsoa Michaรซl ireo tomponโ€™andraikitra mpiara-miasa akaiky aminy eto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD) sy ireo avy aminโ€™ny rantsamangaika. Fotoana izay nampitanโ€™ Andriamatoa Minisitra ihany koa ny fankasitrahana ny mpiara-miasa tsirairay taminโ€™ny ezaka vita nandritra ny taona lasa teo, ary nankaherezany amin’ny hanaovana dingana sy ezaka lehibe aminโ€™ity taona 2026 ity, mba hahazoana vokatra mivaingana sy fanavaozana tsara kokoa eo aminโ€™ny sehatry ny tontolo iainana sy ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary, ho an’ny tombotsoan’ny firenena sy ny taranaka.
Date de publication : 7 janvier 2026

Suivre d'autres actualitรฉs