Andro lehibe ankalazaina maneran-tany ny 8 Martsa, ka miarahaba sy manome voninahitra ireo vehivavy rehetra.
Manana anjarana toerana lehibe aminโny fikajiana sy fanarenana ny tontolo iainana ho anโny fandrosoana lovainjafy ny vehivavy. Ny fandraisana anjaranโizy ireo aminโny sehatry ny tontolo iainana dia manampy aminโny fanatrarana ny fitovian-jo sy sy ny fizakantenany.




8mars PF