Manoloana ny tranga fitrandrahana an-tsokosoko harena an-kibonโny tany ao aminโny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ญ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ dia nisy ny fihaonana maika notanterahinโny ๐ข๐ ๐ ๐ฒฬ๐น๐ฎ๐ฟ๐ด๐ถ ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ฉ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ izay notarihanโny Prรฉfet Fenoarivo Atsinanana ary nahitana ny fandraisanโanjaranโny tomponโandraiki-panjakana voakasika, ny mpitantana faritra arovana sy ny mpiara-miombonโantoka.
Fijerena ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฑ๐ no natao nandritra ity fihaonana ity, ka anisanโizany ny fanamafisana ny fandrarana ny fidirana ao anatinโny valanjavaboary, fanomanana fidinana ifotony sy fanaovana laharam-pahamehana ny fanaovana fitsirihana ny ala, fanamafisana ny fanentanana aminโny ady aminโny fitrandrahana ny ala an-tsokosoko fa indrindra ny fampiharana ny lalร na aminโireo mbola minia miditra tsy ara-dalร na ao anaty ala.



